MANANA ANTOKA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana antoka Ray
Manana anao
Tsisy ahiako raha izao fiainana ttrlntyx izao
Safiotran-drivotra, oram-be tononkira.serasera.org mitraotrao
Tsy hatahotra aho ambany elatrao

Ianao mihitsy mantsy no niteny
Ary koa nampanantena ahy ireny
Fa raha ny zanako, ny asan'ny tanako
Dia aoka ho gfkrt adidiko

N'inona ady atao
Ety an-tany dia izao
Efa matoky fa mandresy aho
Satria Ianao Ilay Ray
Tsy mba mandao hatrizay
Efa nialoha hiady ho anay

Ianao mihitsy mantsy no niteny
Ary koa nampanantena ahy ireny
Fa raha ny zanako, ny asan'ny tanako
Dia aoka ho adidiko

Fa raha ny zanako, ny asan'ny tanako
Dia qvtnr aoka ho adidiko

Lalao RANDRIANARISON

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311