HALELOIA DERAO JESOA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an'i Jesoa Mpanjaka

Andro lehibe tokoa
Velona indray Jesoa
Fasana tsy natana
Jesoa fanantenana

Andro lehibe tokoa
Velona indray Jesoa
Fasana tsy natana
Jesoa fanantenana

Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an'i Jesoa Mpanjaka

Andro fihobiana
No hankalazaina izao
Indro Jesoa velona
Ho anao mandrakizay

Andro fihobiana
No hankalazaina izao
Indro Jesoa velona
Ho anao mandrakizay

Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an'i Jesoa Mpanjaka

Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an'i Jesoa Mpanjaka

Jean Fils RAKOTOMALALA
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-feo-mamy-fjkm-ankadindramamy-fahazavana/haleloia-derao-jesoa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Vangy : 351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 17/03/2021 15:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.2426