DIOVY NY FOKO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô!
Inty ny tenako
Atolotro am-pelatananao
Feno loto ny foko
Hafahafa ny fisainako
Andrimanitra ô sasao ho vaovao

Andriamanitra ô!
Inty ny tenako
Atolotro am-pelatananao
Feno loto ny foko
Hafahafa ny fisainako
Andrimanitra ô sasao ho vaovao

Andrimanitra ô ô ô
Diovy ny foko
Tefo ny fisainako ho olom-baovao
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Ianao Andriamanitra ô no harena sy fananako

Andriamanitra ô!
Mangataka Aminao
Omeo hery ny fanahiko
Fa mamely mafy Ray
Ireo fakam-panahy ka tsy ho zakako
Andriamanitro

Andriamanitra ô!
Mangataka Aminao
Omeo hery ny fanahiko
Fa mamely mafy Ray
Ireo fakam-panahy ka tsy ho zakako
Andriamanitro

Andrimanitra ô ô ô
Diovy ny foko
Tefo ny fisainako ho olom-baovao
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Ianao Andriamanitra ô no harena sy fananako

Michel RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142