ANDEHA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Andeha ry dada e
Andeha ry neny e
Andeha ry zoky e
Andeha ry zandry e

Andeha ry dada e
Andeha ry neny e
Andeha ry zoky e
Andeha ry zandry e

Andeha re ry dada sy neny
Hanantona ny Tompo izao
Aza dia mangataka andro
Sao hanjary neninao

Aoka izay ny fanompoan-tsampy
Jesoa antsoina dia efa ampy
Izy irery ihany anie
No anome fiadantononkira.serasera.orgam-be

Andeha ry dada e
Andeha ry neny e
Andeha ry zoky e
Andeha ry zandry e

Andeha re ry zoky sy zandry
Hanara-dia ny Tompo izao
Aoka izay ny sitrapo ou
(Sy ny) rendrarendra izay fanao

Fa misy fifaliam-be
Any an-danitra
Raha misy mpanota iray
Miova fo tahaka anao

Andeha ry dada e
Andeha ry neny e
Andeha ry zoky e
Andeha ry zandry e

Michel RAKOTOARISOA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 245
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 02/08/2018 07:50:51
ID : 10823

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo