AMORONY FO MADIO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-feo-mamy-fjkm-ankadindramamy-fahazavana/amorony-fo-madio-1

Amorony fo madio
Aho Andriamanitra o
Ka manomboka anio
Omeko ho tempolinao

Hiasa ho anao ry Tompo
No mba faniriako izao
Vonona aho ny hanompo
Sy hanao izay sitrakao
Mbola osa ka tohano
Omeo hery sy tantano

Heloka fahotana
Namadiako Anao
Nentinao nosasana
Tamin’ny ran’ny zanakao

Hiasa ho anao ry Ttononkira.serasera.orgompo
No mba faniriako izao
Vonona aho ny hanompo
Sy hanao izay sitrakao
Mbola osa ka tohano
Omeo hery sy tantano

Amorony fo madio
Aho Andriamanitra o
Ka omeo ahy anio
Ny Fanahy Masinao

Hiasa ho anao ry Tompo
No mba faniriako izao
Vonona aho ny hanompo
Sy hanao izay sitrakao
Mbola osa ka tohano
Omeo hery sy tantano

RASAMOELINA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 207
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 18/02/2019 10:59:07
ID : 11383

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo