Voninahitra ho an'i Mesia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana ny Tompo (Andriamanitra)
Mitsinjo ny olon' izy (Ka nanavotra)
Fa nidina ety an-tany (Andriamanitra)
Tamin'ny alalan'i Jeso trzaif mpanjaka
Ref : Voninahitra ho an'i Mesia
Fiadanana ho antsika ety
Haleloia Hosana
Dera ho Anao
Ry Jeso Mpanjaka
Tompo tsara Ianao !
Miely eran-tany klsuzni (re ny tononkira.serasera.org lazanao)
Izany noderain' izao tontolo siyiuuwf izao
Eh fifaliana hatrany (Ny noely)
Nhatongavan ilay Tompo mahery
Mitsinjo ny olon' izy (Ka nanavotra)
Fa nidina ety an-tany (Andriamanitra)
Tamin'ny alalan'i Jeso trzaif mpanjaka
Ref : Voninahitra ho an'i Mesia
Fiadanana ho antsika ety
Haleloia Hosana
Dera ho Anao
Ry Jeso Mpanjaka
Tompo tsara Ianao !
Miely eran-tany klsuzni (re ny tononkira.serasera.org lazanao)
Izany noderain' izao tontolo siyiuuwf izao
Eh fifaliana hatrany (Ny noely)
Nhatongavan ilay Tompo mahery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 431
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 08/11/2025 15:27
