Tsara ny mihira (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana
Azy avokoa ny hery sy ny fahefana
Izay ilay fiandohana sy fiafarana
Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny rsfsw fiderana
Ampinga azo antoka indrindra
Satria vatolampy tsy mba mifindra
Miderà jtsh Azy ry kintana rehetra
Ny lanitra, masoandro sy volana
Miderà iwlxbimt Azy ry olona rehetra
Ny biby ao an’ala voromanidina
Tsy takatry ny tononkira.serasera.org saina ny fiafarany
Fa mahagaga ny asan’ny tanany
Amin’ny fahoriana Izy mampitrka
Satria Mpanjakan’ny Mpanjaka
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana
Azy avokoa ny hery sy ny fahefana
Izay ilay fiandohana sy fiafarana
Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny rsfsw fiderana
Ampinga azo antoka indrindra
Satria vatolampy tsy mba mifindra
Miderà jtsh Azy ry kintana rehetra
Ny lanitra, masoandro sy volana
Miderà iwlxbimt Azy ry olona rehetra
Ny biby ao an’ala voromanidina
Tsy takatry ny tononkira.serasera.org saina ny fiafarany
Fa mahagaga ny asan’ny tanany
Amin’ny fahoriana Izy mampitrka
Satria Mpanjakan’ny Mpanjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 473
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:55
