Tsara ny mihira (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana
Azy avokoa ny hery sy ny fahefana
Izay ilay fiandohana isedpcc sy fiafarana

Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana
Ampinga azo antoka indrindra
Satria vatolampy tsy mba mifindra

Miderà Azy ry kintana rehetra
Ny lanitra, masoandro miszksmq sy volana
Miderà Azy ry olona rehetra
Ny biby ao an’ala voromanidina

Tsy takatry ny saina ny fiafarany
Fa mahagaga ny asan’ny tanany
Amin’ny oyyrgdld fahoriana Izy mampitrka
Satria Mpanjakan’ny Mpanjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 517
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381