Tompo ô, Tahio (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tahio ity tanindrazanay
Mba jereo ka ampio Hazavao 'ty nosinay
Ary havaozy koa ny saina, mba ho Masina tokoa
Handry fehizay no ilaina , tononkira.serasera.org ka hitondra voka-tsoa

Tompo ô tahio, 'zay mitondra anay izao
Mba tsidiho sy tariho ka toroy ny hevitrao
'Reo mpitondra fanjakana, ao koa ny mpanao lalàna
Mba handroso sy hihatsara, Tanindrazanay malala

Tompo ô tahio, izahay madinikao
Mba tohano ka vangio Hiorim-paka ao aminao
Mba hazx hiadananay tokoa ka ho sambatra sy soa
Eo bcosxonl am-panarahan-dia Anao , HO salama qeconhle lalandava

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334