Tompo ô, Tahio (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tahio ity tanindrazanay
Mba jereo ka ampio Hazavao 'ty nosinay
Ary havaozy koa ny saina, mba ho Masina tokoa
Handry fehizay no ilaina , ka hitondra voka-tsoa

Tompo ô tahio, 'zay mitondra anay izao
Mba tsidiho sy tariho ka toroy ny hevitrao
'Reo mpitondra fanjakana, ao koa ny mpanao lalàna
Mba handroso sy hihatsara, Tanindrazanay malala

Tompo ô tahio, izahay madinikao
Mba tohano ka vangio Hiorim-paka ao aminao
Mba hiadananay tokoa ka ho sambatra sy soa
Eo am-panarahan-dia Anao , HO salama lalandava
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 880
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072