Tazanay ety (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:
Ndreo fa tazanay ety faly szqw sy miriaria
Ireo anjelinao sy ny olo-masinao
Mihira fiderana zay tena mafana
Manoloana an’Andriamanitra
Tsy misy ahalalana ny fahasamihafana
Fa mitovy avokoa ireo
Tsy misy mpanompo intsony
Na ambany sy ambony
Miray fo tokoa ry zareo
1- Isika mbola ety, ety an-tany ety
Nahoana kosa re mba ho any ve
Ny ota avelao misakana anao
Mba tsy hiditra ao an-danitra ao
2- Ianao variana mbola sondriana
Ndeha re mba atrakao ny masonao
Fahasambarana ombam-piadanana
Indro miandry fdqgzs anao raha sitrakao
3- Ry Havana ety zay ondry efa nania
Ataovy ampy izay vita izay
Nefa atsaharo tononkira.serasera.org koa zay mety ednf ho sitra-po
Misakana ny làlana mankao
Ndreo fa tazanay ety faly szqw sy miriaria
Ireo anjelinao sy ny olo-masinao
Mihira fiderana zay tena mafana
Manoloana an’Andriamanitra
Tsy misy ahalalana ny fahasamihafana
Fa mitovy avokoa ireo
Tsy misy mpanompo intsony
Na ambany sy ambony
Miray fo tokoa ry zareo
1- Isika mbola ety, ety an-tany ety
Nahoana kosa re mba ho any ve
Ny ota avelao misakana anao
Mba tsy hiditra ao an-danitra ao
2- Ianao variana mbola sondriana
Ndeha re mba atrakao ny masonao
Fahasambarana ombam-piadanana
Indro miandry fdqgzs anao raha sitrakao
3- Ry Havana ety zay ondry efa nania
Ataovy ampy izay vita izay
Nefa atsaharo tononkira.serasera.org koa zay mety ednf ho sitra-po
Misakana ny làlana mankao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 16:02
