Tazanay ety (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:
Ndreo fa tazanay ety faly bzojwsvm sy miriaria
Ireo anjelinao sy ny olo-masinao
Mihira fiderana zay tena mafana
Manoloana an’Andriamanitra
Tsy misy ahalalana ny fahasamihafana
Fa mitovy avokoa ireo
Tsy misy mpanompo intsony
Na ambany sy jgmrfnp ambony
Miray fo tokoa ry zareo
1- Isika mbola ety, ety an-tany ety
Nahoana kosa re mba ho any ve
Ny ota avelao tononkira.serasera.org misakana anao
Mba tsy hiditra ao an-danitra ao
2- Ianao variana mbola sondriana
Ndeha nbnihqez re mba atrakao ny masonao
Fahasambarana ombam-piadanana
Indro miandry anao raha sitrakao
3- Ry Havana ety zay ondry efa nania
Ataovy ampy izay vita izay
Nefa atsaharo koa zay mety ho sitra-po
Misakana ny làlana mankao
Ndreo fa tazanay ety faly bzojwsvm sy miriaria
Ireo anjelinao sy ny olo-masinao
Mihira fiderana zay tena mafana
Manoloana an’Andriamanitra
Tsy misy ahalalana ny fahasamihafana
Fa mitovy avokoa ireo
Tsy misy mpanompo intsony
Na ambany sy jgmrfnp ambony
Miray fo tokoa ry zareo
1- Isika mbola ety, ety an-tany ety
Nahoana kosa re mba ho any ve
Ny ota avelao tononkira.serasera.org misakana anao
Mba tsy hiditra ao an-danitra ao
2- Ianao variana mbola sondriana
Ndeha nbnihqez re mba atrakao ny masonao
Fahasambarana ombam-piadanana
Indro miandry anao raha sitrakao
3- Ry Havana ety zay ondry efa nania
Ataovy ampy izay vita izay
Nefa atsaharo koa zay mety ho sitra-po
Misakana ny làlana mankao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 375
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 16:02
