Taranaka Voafidy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indreto izahay izay voafidinao
Hanao ny asanao ry tononkira.serasera.org Ray
Manomboka anio ka ho mandrakizay Hanohy ny asa izay nampanirahinao
Hamita hpwvbmy ireo adidy
Izay ny hoe taranaka voafidy
Ref: Fa ianareo kosa
Taranaka voafidy
Fanjakam-pisorona
Firenena masina
2- Ekeko gdfe re anio, eny na ho tadio
Voafidy aho ka tsy handà
Manoro ahy ny Fanahy Masina ho tena sahy
Ka ho mpiasanao, ho miaramilanao
Hanao ny asanao ety
Handraisanay ny valisoa ankoatra ary
lanao Jesoa Tompo nampianatra
Mba hanompo ka tsy hitsahatra
Hitory koa ny Filazantsaranao
Mba hanenika izao mdhw tontolo izao
Hanao ny asanao ry tononkira.serasera.org Ray
Manomboka anio ka ho mandrakizay Hanohy ny asa izay nampanirahinao
Hamita hpwvbmy ireo adidy
Izay ny hoe taranaka voafidy
Ref: Fa ianareo kosa
Taranaka voafidy
Fanjakam-pisorona
Firenena masina
2- Ekeko gdfe re anio, eny na ho tadio
Voafidy aho ka tsy handà
Manoro ahy ny Fanahy Masina ho tena sahy
Ka ho mpiasanao, ho miaramilanao
Hanao ny asanao ety
Handraisanay ny valisoa ankoatra ary
lanao Jesoa Tompo nampianatra
Mba hanompo ka tsy hitsahatra
Hitory koa ny Filazantsaranao
Mba hanenika izao mdhw tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 31/01/2026 17:09
