Oh Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh mihobia, Oh mihobia !
Oh mihobia midera kcrw mankalazà an'ny hfourpp sxkn Tompo
Fa lehibe ilay Jehovah
Fa Izy ihany no ilay be famindrampo
Mankanesa eo ankaikiny amin'ny fihobiana
Ary manompoa Azy amin'ny fifaliana
Aoka tononkira.serasera.org ho fantatrao f'Izy no Andriamanitra
Izy no namboatra ary Azy isika
Dia olony sy ny ondry fiandriny
Izany no hiderantsika Azy (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 35
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 17/10/2026 17:32