Misy olon'ory (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olon’ory rwdath sy mahantra ao, vonjeo fa namanao
Ota no manimba sy mandratra ao, vonjeo fa namanao
He ny fahantrany ao, mila vonjy ka vonjeo
Antenaina ianao, vonjeo fa namanao
Ref : He mijaly fa ho faty, vonjeo fa namanao
Mbola azo antenaina, mbola misy fofon’aina
oyhwu Aoka hikelezan’aina maika, vonjeo fa namanao
Misy fo mijaly, vonjeo fa namanao
Ota no mamono mahafaty ao, vonjeo fa tononkira.serasera.org namanao
Izay rehetra anananao, ento hamonjena ireo
Antenaina ianao, vonjeo fa namanao
Misy fo marary sy mahantra ao, vonjeo fa namanao
Ota no mandoza mampijaly ao, vonjeo fa idhh namanao
Izay talenta anananao, ento hamonjen’ireo
Oh ! faingana ianao, vonjeo fa namanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 339
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:14