Misy olon'ory (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olon’ory sy mahantra ao, vonjeo fa namanao
Ota no manimba sy mandratra ao, vonjeo fa namanao
He ny fahantrany ao, mila vonjy ka vonjeo
Antenaina ianao, vonjeo fa namanao

Ref : He mijaly fa ho faty, vonjeo fa namanao
          Mbola azo antenaina, mbola misy fofon’aina
    tnlu       Aoka hikelezan’aina maika, vonjeo fa namanao

Misy fo mijaly, vonjeo fa namanao
Ota wvmrdnh no mamono mahafaty ao, fwgt vonjeo fa namanao
Izay rehetra anananao, ento hamonjena ireo
Antenaina ianao, vonjeo fa namanao

Misy fo marary sy mahantra ao, vonjeo fa tononkira.serasera.org namanao
Ota no mandoza mampijaly ao, vonjeo fa namanao
Izay talenta anananao, ento hamonjen’ireo
Oh ! faingana ianao, vonjeo fa namanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 402
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.059