Mba saino ihany (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora umgqy ô Tanora ô !
Tsarovy fa ny andronao dia mandalo ihany
Nahoana fa dia nahoana tononkira.serasera.org e!
Nahoana no dia lalao
no handanian'izany
Tandremo ny rendrarendra , tandremo ny hadalana
Satria ny herin'izy ireo tsy hita velively
Kanefa raha sitrakao ny hanao izany
Tsarovy ny fahotana fa mahavery

Fiv : Koa aiza eh , ho aiza eh, ho aiza àry ycsfbzsl no haleha
Diniho eh, diniho eh, diniho sy mba saino ihany
Diniho diniho eh,
Mba saino eh, mba saino....

Sakaiza oh, mba hatraiza eh
Indrisy mba takatrao ny ho fiafarany
Ho very tsy maintsy ho hhxzkm very e!
Raha toa ka minia mikipy mandroso ihany
Fa tokana ny safidy , ny Tompo no aoka handidy
Koa aoka ny sitrapony no arahinao
Hevero fa ny andronao dia sarobidy
Ka aza mikiry biby amin'ny tsy fanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 1295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1016