Jesoa Tompo tia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony hatry ny ela be isika no nandreNy olo-maro manandra-peo
Fa Jeso Tompo tia sady be fitia
Tonga hamonjy ny ondry mania
Ka na ny eran-tany
Nankalaza ny anarany
Tompon’ny soa tsy lany
Hoderaina hatrany hatrany
Fiv: Hobio, eny hobio
Amin’ny feo manakoako e!
Hosana, eny hosana
No atolotra ho an’Ilay Andriamanitra
Nanetry tena ho anao ry Jeso nandao
Lanitra tsy mba mankalao
Fitiavan-dehibe tsy hay vidina re
Natao solom-pamonjena e!
Ny lapa feno haja
Fanjakana tsy ho rava
Nafoiny tsotr’izao
Hiseho am-piainam-baovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:42
