Jesoa Tompo tia (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony hatry tononkira.serasera.org ny ela be isika no nandre
Ny olo-maro manandra-peo
Fa Jeso Tompo tia sady be fitia
Tonga hamonjy ny ondry mania

Ka na ny eran-tany
Nankalaza ufotfu ny anarany
Tompon’ny soa tsy lany
Hoderaina hatrany hatrany

Fiv: Hobio, eny hobio
       Amin’ny feo manakoako e!
       Hosana, eny hosana
   aoimpxpd     No atolotra ho an’Ilay wxmosf Andriamanitra

Nanetry tena ho anao ry Jeso nandao
Lanitra tsy mba mankalao
Fitiavan-dehibe tsy hay vidina re
Natao solom-pamonjena e!

Ny lapa feno haja
Fanjakana tsy ho rava
Nafoiny tsotr’izao
Hiseho am-piainam-baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 345
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681