He ravo ny tany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org He ravo ny tany!
Ka feno hafaliana
Fa tsy dia manontany hoe:
Mba Iza no hobiana?
Ka revon-korana
Mankalaza Noely
Nefa pbno ny fahotana
Manjohy eny!
Ref : Nahoana re ry tany
Nahoana no izany
No hankalazana
Ny Noelin’ny Mpamonjy?
Nangina ny jkdhyegc basy
Nahato koa smaxbqv ny ady
Ka hoe ny Krismasy
No nampitsahatra azy
Kanefa rahampitso
Dia mbola hitohy ihany
Ho ali-maizim-pito
Ny eto an-tany
Fa be ireo mivoady!
Ary milokaloka
Miniana fa heady
Izay rehetra ota
Fa saingy tsy mba nino
‘lay teraka ho atsika
Ka indro fa hadino
‘lay voady vita!
Ka feno hafaliana
Fa tsy dia manontany hoe:
Mba Iza no hobiana?
Ka revon-korana
Mankalaza Noely
Nefa pbno ny fahotana
Manjohy eny!
Ref : Nahoana re ry tany
Nahoana no izany
No hankalazana
Ny Noelin’ny Mpamonjy?
Nangina ny jkdhyegc basy
Nahato koa smaxbqv ny ady
Ka hoe ny Krismasy
No nampitsahatra azy
Kanefa rahampitso
Dia mbola hitohy ihany
Ho ali-maizim-pito
Ny eto an-tany
Fa be ireo mivoady!
Ary milokaloka
Miniana fa heady
Izay rehetra ota
Fa saingy tsy mba nino
‘lay teraka ho atsika
Ka indro fa hadino
‘lay voady vita!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:30
