He ravo ny tany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He ravo ny tany!
Ka feno hafaliana
Fa tsy dia manontany hoe:
Mba Iza no tbqfne hobiana?
Ka revon-korana
Mankalaza Noely
Nefa ny fahotana
Manjohy eny!
Ref : Nahoana re ry tany
Nahoana no izany
No hankalazana
Ny Noelin’ny Mpamonjy?
Nangina ny basy
Nahato koa ny ady
Ka hoe ny Krismasy
No nampitsahatra azy
Kanefa rahampitso
Dia mbola hitohy kdlsdj ihany
Ho tononkira.serasera.org ali-maizim-pito
Ny eto an-tany
Fa be ireo mivoady!
Ary milokaloka
Miniana fa heady
Izay rehetra eemouo ota
Fa saingy tsy mba nino
‘lay teraka ho atsika
Ka indro fa hadino
‘lay voady vita!
Ka feno hafaliana
Fa tsy dia manontany hoe:
Mba Iza no tbqfne hobiana?
Ka revon-korana
Mankalaza Noely
Nefa ny fahotana
Manjohy eny!
Ref : Nahoana re ry tany
Nahoana no izany
No hankalazana
Ny Noelin’ny Mpamonjy?
Nangina ny basy
Nahato koa ny ady
Ka hoe ny Krismasy
No nampitsahatra azy
Kanefa rahampitso
Dia mbola hitohy kdlsdj ihany
Ho tononkira.serasera.org ali-maizim-pito
Ny eto an-tany
Fa be ireo mivoady!
Ary milokaloka
Miniana fa heady
Izay rehetra eemouo ota
Fa saingy tsy mba nino
‘lay teraka ho atsika
Ka indro fa hadino
‘lay voady vita!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:30
