Havaozy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaozy ny foko ry lysnsi Tompo malala
Ka aoka ny loto nanjaka hiala
Fa mangetaheta hahita madio
Ny sdewfah foko prfksod rehetra manombok’anio
Soloy hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy ‘lay foko tononkira.serasera.org efa lao
K’iriko hitopy ilay masonao
Ka aoka ny loto nanjaka hiala
Fa mangetaheta hahita madio
Ny sdewfah foko prfksod rehetra manombok’anio
Soloy hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy ‘lay foko tononkira.serasera.org efa lao
K’iriko hitopy ilay masonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 314
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:19
