Havaozy (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havaozy ny foko ry qukne Tompo malala
Ka tononkira.serasera.org aoka ny loto nanjaka hiala
Fa mangetaheta hahita madio
Ny foko rehetra manombok’anio

Soloy wwcbht hazavana ‘lay haizina ela
Tsy mahatamana sy mbola tavela
Mitsilopilopy ‘lay foko efa lao
K’iriko qeclsh hitopy ilay masonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 315
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512