Efa vonona aho (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tononkira.serasera.org vonona aho, hanefa ny asanao
Efa natokako maoqs Anao luxuhba , ny androm-piainako

Ampy hery ho ahy, ny fahatokiana Anao
Ho fiainana vaovao , ho fiainam-panahy

Mbola vonona hiafy , mba mpanompo fhrn , mahatoky
Ary hiezaka mafy hanatsara ny asa ety

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1001