Andriamanitra tsy manam-paharoa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- xiumxp Izay zavatra tsy hain'ny olona
Dia hain'Andriamanitra avokoa
N'inona mety ho ozona
'ndra mipi-maso avadiny ho soa
Tsy ho tanteraka raha toa
Ny rehetra no tsy miray am-po
Ka diniho lalina anefa moa
F'Andriamanitra tsy mba manam-paharoa
Sady anariny no omeny fanitsiana
Toy ny zanaka tiana
Tsy itsitsiana ratsan-kazo ihany koa
Nefa dia soloiny soa
Izay no atao hoe Ray Tsitoha
Fantatray ry Tompo ny asa izay nirahinao atao
Dia ny hitory teny soa
Ireo vavaka atao sy ireo hira izay fanao
dia mampiombona uyqfsqfx tokoa
Fa satana tsy mamela fa ny tsy suqikt azy aza voa
Ny valiny no tsy laitra
Omeo hery hatrany hatrany
mba hijoro tsara moa
Fa fiadina tena raitra
2- Na ho mora na ho sarotra
Ny manaraka lalan'Andriamanitra
Na ho fefin'ny tononkira.serasera.org rano ny tany
Zanaka tiany tsy ariany izany
Sady anariny ...
Dia hain'Andriamanitra avokoa
N'inona mety ho ozona
'ndra mipi-maso avadiny ho soa
Tsy ho tanteraka raha toa
Ny rehetra no tsy miray am-po
Ka diniho lalina anefa moa
F'Andriamanitra tsy mba manam-paharoa
Sady anariny no omeny fanitsiana
Toy ny zanaka tiana
Tsy itsitsiana ratsan-kazo ihany koa
Nefa dia soloiny soa
Izay no atao hoe Ray Tsitoha
Fantatray ry Tompo ny asa izay nirahinao atao
Dia ny hitory teny soa
Ireo vavaka atao sy ireo hira izay fanao
dia mampiombona uyqfsqfx tokoa
Fa satana tsy mamela fa ny tsy suqikt azy aza voa
Ny valiny no tsy laitra
Omeo hery hatrany hatrany
mba hijoro tsara moa
Fa fiadina tena raitra
2- Na ho mora na ho sarotra
Ny manaraka lalan'Andriamanitra
Na ho fefin'ny tononkira.serasera.org rano ny tany
Zanaka tiany tsy ariany izany
Sady anariny ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 476
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 13/02/2025 13:58
