You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Andeha isika hidera (Antoko Mpihira MORIA)

Moa renao ve 'zany antson'ny Tompo
Miantso anao mba handeha sy hamoa
Tsy sasatra izy miantso mpanompo
Ka saino ihany f'andrao mahavoa

Isika tsy maintsy miasa raha atoandro
Handrava ny aizina maro misy eto an-tany
Ilay satana mihevitra hanambabo
Arodantsika tsy hanjaka, hoTsiky dia ampyroahina avy hatrany
Ka miainga miasa,

Jesoa no andry rahona ny atoandro
sy ho andry afo koa nony alina
Koa mandehana aza mangataka andro
Fa homba anao lay fanahy masina

Ndeha isika hirodona hidera ny Tompo
Tsy misy fetra , tsy misy fepetra
Hanandratravo ny hira fihobiana
Ny fiderana tsy hangina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 1059
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ericsmiler1
Tamin'ny : 30/08/2014 10:21:17
ID : 6704

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo