Andeha isika hidera (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Moa renao ve 'zany antson'ny Tompo
Miantso anao mba handeha sy hamoa
Tsy sasatra izy miantso mpanompo
Ka saino ihany f'andrao mahavoa
Isika tsy maintsy miasa rrbfuznl raha atoandro
Handrava ny aizina maro misy eto an-tany
Ilay satana tzipjhg mihevitra hanambabo
Arodantsika tsy hanjaka, horoahina avy hatrany
Ka miainga miasa,
Jesoa no andry rahona ny atoandro
sy ho andry afo koa nony alina
Koa mandehana aza mangataka andro
Fa homba anao lay fanahy masina
Ndeha isika hirodona hidera ny Tompo
Tsy misy fetra , tsy misy fepetra
Hanandratravo ny hira fihobiana
Ny fiderana tsy hangina ymwvys
Miantso anao mba handeha sy hamoa
Tsy sasatra izy miantso mpanompo
Ka saino ihany f'andrao mahavoa
Isika tsy maintsy miasa rrbfuznl raha atoandro
Handrava ny aizina maro misy eto an-tany
Ilay satana tzipjhg mihevitra hanambabo
Arodantsika tsy hanjaka, horoahina avy hatrany
Ka miainga miasa,
Jesoa no andry rahona ny atoandro
sy ho andry afo koa nony alina
Koa mandehana aza mangataka andro
Fa homba anao lay fanahy masina
Ndeha isika hirodona hidera ny Tompo
Tsy misy fetra , tsy misy fepetra
Hanandratravo ny hira fihobiana
Ny fiderana tsy hangina ymwvys
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2955
Likes : 0 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 30/08/2014 10:21
