You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Aiza ny lalana (Antoko Mpihira MORIA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-moria/aiza-ny-lalana

Isika vory eto vory eto izao anio
Andeha hiara iombona amin'i Kristy
Fa izay manaiky ho Tarihin'ny fanahy masina
No zanak'Andriamanitra

Aiza moa ny lalana aleha
Ahitana ny zanahary eh
Tsy misy afa-tsy Jesoa
No lalana Eh, fiainana fahtononkira.serasera.orgamarinana!

Lazalazao amin'ny namana rehetra any
Miantso antsika Andriamanitra
Aza variana amin'ny fiainana mety ho lany
Sao tsy ho tonga any an-danitra

Mahatahora ilay mamelo-manary
Fa Izy manam-pahefana
Tsy iza izany fa ilay zanahary
Izy tompon'ny fiainana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 740
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ericsmiler1
Tamin'ny : 03/01/2015 17:30:57
ID : 7027

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo