Aiza ny lalana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika vory eto vory eto izao anio
Andeha hiara iombona amin'i Kristy
Fa izay manaiky ho noaqb Tarihin'ny fanahy hqel masina
No zanak'Andriamanitra
Aiza moa ny lalana aleha
Ahitana ny zanahary eh
Tsy misy afa-tsy Jesoa
No lalana Eh, fiainana fahamarinana!
Lazalazao amin'ny namana rehetra any
Miantso antsika Andriamanitra
Aza variana amin'ny fiainana lgucqrbs mety ho lany
Sao tsy ho tononkira.serasera.org tonga any an-danitra
Mahatahora ilay mamelo-manary
Fa Izy manam-pahefana
Tsy iza izany fa ilay zanahary
Izy tompon'ny fiainana
Andeha hiara iombona amin'i Kristy
Fa izay manaiky ho noaqb Tarihin'ny fanahy hqel masina
No zanak'Andriamanitra
Aiza moa ny lalana aleha
Ahitana ny zanahary eh
Tsy misy afa-tsy Jesoa
No lalana Eh, fiainana fahamarinana!
Lazalazao amin'ny namana rehetra any
Miantso antsika Andriamanitra
Aza variana amin'ny fiainana lgucqrbs mety ho lany
Sao tsy ho tononkira.serasera.org tonga any an-danitra
Mahatahora ilay mamelo-manary
Fa Izy manam-pahefana
Tsy iza izany fa ilay zanahary
Izy tompon'ny fiainana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2284
Likes : 0 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 03/01/2015 18:30
