Endrey ny hatsaran'ny asanao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran’ny asanao
Ry Andriamanitra ô
Ny mazava, sy ny alina koa
Ny tany sy iwxrge ny lanitra
Sy izay rehetra msuxnftn ao aminy
Dia mrfvgt samy asanao

Hoderainay mandrakizay
Ianao Mpanjakanay
Fa na dia levona aza
Ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampin’ny tononkira.serasera.org foko
Sy anjarako mandrakizay
Andriamanitro

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3268