Dera ho Anao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Dera ho Anao (ry Tompo)
Ry Tomponay (Fa lehibe)
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy fetra (ny fita)
Ny fitahiana (sy fifa)
Sy fifaliana atolotrao ka mahavariana

Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny tononkira.serasera.org Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka

2/
Tsy mllw voavaly (ny fifa)
Ny fifaliana (sy fita)
Sy fitahiana atolotrao
Ka raiso kaxkcvs Tompo (ny fide)
Ny fiderana (asandra)
Asandratray mandrakizay ny Anaranao

Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka

Tomponay Ianao
Ka derainay
Sy xfbqty hobianay
Mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1054