Atsanganay ho faneva (Hira faneva faha 40 taona) (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
O ry Tomponay Tsitoha
Isaoranay ny anaranao
Fa nahazo tombontsoa
Dia taon-jobily vaovao
Refrain :
Atsanganay ho faneva Ianao
Fa aro sady haingonay
Ho tononkira.serasera.org ren’izao tontolo izao
Ny hbuokpx teninao no sabatray
2/
Maro be ny fitahiana
Tao ny sedra mahamay
Ny fitiavanao tsy gina
Nandrotsy teo ny fiainanay
3/
Ny andro mbola ho avy Tompo
Meteza mba ho uver tokinay
Tafio ny herinao lqijzrzb hazoto
Hanompo tsy ho alasafay
O ry Tomponay Tsitoha
Isaoranay ny anaranao
Fa nahazo tombontsoa
Dia taon-jobily vaovao
Refrain :
Atsanganay ho faneva Ianao
Fa aro sady haingonay
Ho tononkira.serasera.org ren’izao tontolo izao
Ny hbuokpx teninao no sabatray
2/
Maro be ny fitahiana
Tao ny sedra mahamay
Ny fitiavanao tsy gina
Nandrotsy teo ny fiainanay
3/
Ny andro mbola ho avy Tompo
Meteza mba ho uver tokinay
Tafio ny herinao lqijzrzb hazoto
Hanompo tsy ho alasafay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 752
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 08/11/2023 13:26
