Andro hafakely (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Tonga tety Ianao Jesoa ho famonjena anay
Ka nafoinao ny lapasoa izay nitoeranao
Dia tonga nofo ka naterak’i Maria tety
Nanetry tena mba hamonjy lixggy ireo izay cugnm mpania

Refrain :
Noely maminay
Noely tianay
Ho noely dbggzdxg hafa tokoa
Noho ny efa hita taloha
Ho noely fifaliana
Ho noely sambatra
Enga anie ny andro rehetra
Ho noely tsy misy fetra

2/
Fa lehibe sy mahagaga izany herinao
Ka dera, laza, hery, haja no atolotray
Fiainana, fiadanana, tsy mba manam-petra
Atalotrao ho tononkira.serasera.org anay hatramin’izay ka hatramin’izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0405