RAHA TONGA ANIO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa mba hanao ahoana re
Moa efa vita tsara tononkira.serasera.org ve ny fiomanana handray ny Tompo lehibe
Ny hosana ve no ho ventesinao hampiseho ny fahavononanao
Sa ny vatolampy kosa no antsoinao ho avy hanarona anao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa hitsena ve ianao
Ho tampoka aminao sa efa nandrasanao izao fihaviany izao
Moa ny qwbohzq fifaliana sy ny avotra no antenainao ho entiny ho anao
Sa ny horohoro ary ny tahotra no hameno ny ao anatinao
Raha tonga anio ftabvleq avy ao anatin’ny rahona Jesoa moa ve mba fantatrao
Fa hiavaka eo ireo ho vry ary ireo ho ao Salema vaovao
Nosasany ve agitfgy ireo helokao ary akariny ianao ho ary
Sa ho fiampangana hanameloka anao ny rà nalatsany taty

--------
Link:
Comments
Vahynysoa
(
20/12/2022 10:33)
salama daholo e!
mba afaka mahazo ny solfa ilay hira hoe raha tonga anio(anjomaro Anosivavaka)
ve tomppko azafady

Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANJOMARA-AnosivavakaHits : 5173
Likes : 0 Like
Created by : manosy
Date : 03/01/2008 16:27