Diso lalana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso lalana ka voajamba
Very haja fa nitoky rambaramba
Nahare ny:"matokia" ka latsa-damba
Nilomano tamin-drano misy mamba

Zazavavy tsy nahay nitandrin-tena
Ka nanjary henatry ny firenena
Tovolahy androvo saina no nekena
Tonga vasoka 'lay endri-bolamena

Ry fitiavana mamitaka ô ! Ô esory !
'Zato voalinao mitondra sorisory
Raha ho nofy tsy maninona tsy akory
Fa ny foko no teneno mba hatory.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Andrianary Ratianarivo
Vangy : 561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 05:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072