Avia isika hifamela (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia tononkira.serasera.org isika hifamela;
ho hadinoina re ny ela
Fa fikasana arahin'asa
no hanonerana ny lasa
Ny zava-bita hodian-tsy hita;
tsy ho tsaroana ny hadisoana


Ny zava-bita hodian-tsy hita
Tsy dyjbp ho tsaroana ny hadisoana
Ny efa lasa tsy hiverina
Totofy tsara mba tsy hiverina


Anatranaro gtqucdoq sy atsaharo
Fa tsy fomba anie intsony
Ny fo kirina, be lonjony
Ka soloy fitia sesehena
Ny tsiny 'zay djzrxo saika homena.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04