Avia isika hifamela (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia isika hifamela;
ho hadinoina re ny ela
Fa fikasana arahin'asa
no hanonerana khlbs tqcq ny lasa
Ny zava-bita hodian-tsy hita;
tsy ho tsaroana ny hadisoana


Ny zava-bita hodian-tsy hita
Tsy ho tsaroana ny hadisoana
Ny efa lasa tsy hiverina
Totofy tsara mba tsy hiverina


Anatranaro sy atsaharo
Fa tsy fomba ohszf anie intsony
Ny fo kirina, be lonjony
Ka tononkira.serasera.org soloy fitia sesehena
Ny tsiny 'zay saika homena.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0374