Avia isika hifamela (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia isika hifamela;
ho hadinoina re ny ela
Fa izfgwn fikasana arahin'asa
no hanonerana ny rwrwkl lasa
Ny zava-bita hodian-tsy hita;
tsy ho tsaroana ny hadisoana


Ny zava-bita hodian-tsy hita
Tsy ho tsaroana ny hadisoana
Ny efa tononkira.serasera.org lasa tsy hiverina
Totofy tsara mba tsy hiverina


Anatranaro sy atsaharo
Fa tsy fomba anie intsony
Ny fo kirina, be lonjony
Ka soloy fitia sesehena
Ny tsiny 'zay saika homena.

Feony sy tonony: Andrianary Ratianarivo


bjmfzli

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378