Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZY NO VATOLAMPIKO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy no Tompoko, Andriamanitro
Heriko, tanjako, Izy re no ahy
Na mitoetra na mandeha, Izy tsy mandao
Ny fiainako, ny amiko, tsinjoviny avokoa
Ka na misedra izay mafy aho ety, tsy hihemotra
Na maro koa ireo 'zay tsy tia, ho Azy ho doria

Ny fahavelomako, hanompoako Azy
Omeko ho Azy re ioxjmpj izay hananako
Ireo talenta nomeny ahy, hiderako Azy
Hasandratro zrgzqwib ny hirako ho voninahiny
Ny fiderana Azy, tsy hatakaloko, tsy soloiko
Fa mandra-maty re Izy no Vatolampiko

Izy no tononkira.serasera.org tsy miova, tsy mivadika
Manome fiainana mahavelona
Izy koa tsy miangatra, tsy manavaka
Fitiavana mandrakizay wjrino no atolony ho ahy

Izy no Vatolampiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 790
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 22/03/2024 09:37