IZY NO MPANAFAKA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy mampahory ianao eo amin'ny fiainanao
Tsy hahitana vahaolana hatramin'izao
Na aretina, na adim-piainana saro-bahana dia:
Izao no ataovy dia hovonjena ianao:
Ny Ray tononkira.serasera.org sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao
Ny ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka
Ny Ray sy Zanaka, Fanahy no hametrahanao

Diso hevitra aoeoc izato ianao re ry havako ô!
Raha ny sampy sy ny ody no hiankinanao
'Zay tsy hahitana soa akory, fa vao maika mampahory
Ka ialao fandrao ho very ianao

Ny iewimjn ady sy izay rehetra mampahory anao
Fa Andriamanitra Mahery tsy txal mamela anao irery
Izy ihany no Mpanafaka
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPIZIFAVisites : 812
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMPIZIFA
Date : 18/03/2024 14:10