Ho Anao (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Sanatria aho tsy hitoreo, hihoby Anao
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Sanatria aho tsy hitoreo, hihoby Anao
Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho mandrakizay doria
Ho Anao ayipdfgi ny haja, satria Ianao dia tonga ho anay
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky xhhdtn koa fa Mpanjaka Ianao Jesosy ô!
Miondrika aho manaja Anao Tompo
Tsapako ny fahalehibiazanao
Miaiky koa fa Mpanjaka Ianao Jesoa tia ô!
Ho Anao Jesoa Tompo, ho Anao ho tononkira.serasera.org mandrakizay doria
Ho Anao ny haja satria Ianao dia tonga ho anay

Teraka ho anay, zzpf tonga olona
Avy aho manandra-peo ho Anao
Noho ny fahasoavanao
Indro aho MANAJA ANAO
Indro aho MIDERA ANAO
Indro aho MITSAOKA ANAO Jesoa Tia ô!

Ho Anao ny haja
Satria Ianao dia tonga ho anay (x3)
Teraka ho anay
Famonjena anay
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe

--------
Link: