TOMPO O! IANAO MANDINIKA AHY (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Ianao mandinika ahy
Tsy misy miafina Aminao
Na aiza na aiza no misy ahy
Ianao mandinika ahy hatrany

Very aho Jeso
Raha tsy eo ianao hamonjy ahy,
jereo ny làlako sao very aho ety!
Tompo o!
Tompo o! Ianao no momba ahy,
Tsy tononkira.serasera.org misy izay tsy vitanao
N'inona inona ataoko
Ianao no momba ahy hatrany

Tompo o! Ianao no mahalala uzay hevitra rehetra cfjg ato am-poko
Ianao mandinika ny fo kxrdbmf sy ny voa
Tsy misy azoko afenina Anao

Tompo o! Ianao mandinika ahy,
Ho aiza aho pdur no andositra ny tavanao
fa ny haizina tsy misy eo aminao
Fa mitovy avokoa ny zava-drehetra
jereo aho Jeso o!
Aza ilaozanao miohodina aho,
Vonjeo re sao very aho ety!
Vonjeo ny aiko Tompo o!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 1022
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ampifafi
Date : 12/12/2020 08:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.068