TOMPO O! IANAO MANDINIKA AHY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Ianao mandinika ahy
Tsy misy miafina lcsytody Aminao
Na aiza na aiza no misy ahy
Ianao mandinika ahy hatrany
Very aho Jeso
Raha tsy eo ianao hamonjy ahy,
jereo ny làlako sao very aho ety!
Tompo dlhmgfu o!
Tompo o! Ianao no momba ahy,
Tsy misy izay tsy vitanao
N'inona inona ataoko
Ianao no momba ahy hatrany
Tompo o! Ianao no mahalala uzay hevitra rehetra vzsxix ato am-poko
Ianao mandinika ny fo sy ny voa
Tsy misy azoko afenina Anao
Tompo o! Ianao mandinika ahy,
Ho aiza aho no andositra ny tononkira.serasera.org tavanao
fa ny haizina tsy misy eo aminao
Fa mitovy avokoa ny zava-drehetra
jereo aho Jeso o!
Aza ilaozanao miohodina aho,
Vonjeo re sao very aho ety!
Vonjeo ny aiko Tompo o!
Tsy misy miafina lcsytody Aminao
Na aiza na aiza no misy ahy
Ianao mandinika ahy hatrany
Very aho Jeso
Raha tsy eo ianao hamonjy ahy,
jereo ny làlako sao very aho ety!
Tompo dlhmgfu o!
Tompo o! Ianao no momba ahy,
Tsy misy izay tsy vitanao
N'inona inona ataoko
Ianao no momba ahy hatrany
Tompo o! Ianao no mahalala uzay hevitra rehetra vzsxix ato am-poko
Ianao mandinika ny fo sy ny voa
Tsy misy azoko afenina Anao
Tompo o! Ianao mandinika ahy,
Ho aiza aho no andositra ny tononkira.serasera.org tavanao
fa ny haizina tsy misy eo aminao
Fa mitovy avokoa ny zava-drehetra
jereo aho Jeso o!
Aza ilaozanao miohodina aho,
Vonjeo re sao very aho ety!
Vonjeo ny aiko Tompo o!
--------
Lien:
