Moa ve Jesoa (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Moa ve Jesoa dia mihevitra
Ny momba ny fiainako
Moa jereny ve isan'andro re
Izay lalan-kizorako
Ref : He fantatro,he fantatro
Fa akaiky Izy izao
Izy tena tia, feouqegn anio doria,
dhdvcsv Akaiky Izy izao
2.Moa ve Jesoa tononkira.serasera.org dia mandre tokoa
Ny feo fitarainako
Mba henoiny ve, kjweeda ka valiany e
Koa izany antso sy sentom-po
3.Moa ve Jesoa dia manafaka
Raha mafy ny ady aty
Moa ampiany ve, ka vonjeny e
Izao ity olo-mahantra ity
4.Moa ve Jesoa mahafantratra
Ilay ora farany
Moa akaiky ve, hamikirana e
Izao ny sandrim-pitiavany
--------
Rohy:
