Miantso Anao ny foko (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Miantso Anao ny foko ry Jeso Tompo tia
Miantso Anao mafy ka mba vonjeo re
Tena mpanota anie aho tsy glmcdmpx mendrika ho Anao
Fa amidranao fo e ! ity mpanomponao

    FIV fois 2 : Ka mba Vonjeo Jesosy
  Mibebaka aho izao

2°Inty aho mitaraina aza dia lavinao
Hanolo-tena aho mba ho mpanomponao
Na de tsy mendrika aza mba xevembll raiso ho Anao
Jereo fa mbola zaza manara-dia Anao
    
3°Na dia mahantra aza matoky Anao Jesosy
Ny Herinao Tsitoha manafaka tokoa
Ampaherezinao e hatoky tsara Anao
Hijoro, hanambara zay tena sitrakao

4°Reko izao tononkira.serasera.org ry Tompo ny feonao miantso Ahy
Miantso ahy mba hanompo sy mba hitory koa
Ka na dia sarotra aza ny ady izay wxinmvjb atao
Matoky Anao Sakaiza tsy mahafoy Anao
    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442