Miantso Anao ny foko (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Miantso Anao ny foko ry lcqpb Jeso Tompo tia
Miantso Anao mafy ka mba vonjeo re
Tena mpanota anie aho tsy mendrika tononkira.serasera.org ho Anao
Fa amidranao fo e ! ity mpanomponao
FIV fois 2 : Ka mba Vonjeo Jesosy
Mibebaka aho izao
2°Inty aho mitaraina aza dia lavinao
Hanolo-tena aho mba ho mpanomponao
Na de tsy mendrika aza mba raiso ho Anao
Jereo fa mbola zaza manara-dia Anao
3°Na dia mahantra aza matoky nlnkqpk Anao Jesosy
Ny Herinao Tsitoha manafaka tokoa
Ampaherezinao e hatoky tsara Anao
Hijoro, hanambara zay tena sitrakao
4°Reko izao ry Tompo ny feonao miantso Ahy
Miantso ahy mba hanompo sy mba hitory koa
Ka na dia sarotra aza ny ady izay atao
Matoky Anao Sakaiza tsy mahafoy Anao
dflda

--------
Link: