You are here: home > Tononkira > Ampifafi

Fa Ianao (Ampifafi)

Te hihira ho Anao aho
Te hidera Anao koa
Te hiantso Anao aho satria
Mangetaheta Anao ny fanahiko

Ref: fa ny miaraka Aminao
Afaka ny tahotro
Fa ntononkira.serasera.orgy eo anilanao
Mirana ny foko
Fa ny eo akaikinao
Tsy tsaroako avokoa
Ireo lasako taloha o!
Fa sambatra aho fa miaraka Aminao
Fa sambatra aho fa eo anilanao

A/C: Santatra

Mpihira : Ampifafi
Mpamaky : 1182
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ampifafi
Tamin'ny : 15/10/2017 11:01:18
ID : 10066

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo