Eto an-tanim-piadiana (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Eto an-tanim-piadiana
No iantsoako diah Anao Jesoa
Manantena aho fa ho valianao
Aho Jeso,inty ny zandrinao
Manantena Anao aho Jesoa
Manantena Anao ny zandrinao
ovzl Manantena aho fa tsy handao ahy Ianao
Indro atolotro ny fanahiko
2.Indro atolotro ny fanahiko
Ho tononkira.serasera.org Anao ka anjakao Jesoa
Ka na inona hitranga
Ianao no hantsoiko lalan-dava
3.Aza avela hanirery
Ny mpianatra madinika
Fa na sompatra ny fiainana
Ianao no dpwhm tsy mahafoy ahy
No iantsoako diah Anao Jesoa
Manantena aho fa ho valianao
Aho Jeso,inty ny zandrinao
Manantena Anao aho Jesoa
Manantena Anao ny zandrinao
ovzl Manantena aho fa tsy handao ahy Ianao
Indro atolotro ny fanahiko
2.Indro atolotro ny fanahiko
Ho tononkira.serasera.org Anao ka anjakao Jesoa
Ka na inona hitranga
Ianao no hantsoiko lalan-dava
3.Aza avela hanirery
Ny mpianatra madinika
Fa na sompatra ny fiainana
Ianao no dpwhm tsy mahafoy ahy
--------
Rohy:
