AO AMINY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-ianao Izay zgann Maheno Anio
Mba Hevero Ny Ho Avinao
Sao Varina Milalao
Fa Mandalo Izao Hita Izao
Fiv: ywczuex Famonjena E! No Atoroko Anao
Fifaliana jblp E! No Omeny Anao
Ao Aminy Misy Fiainana
Ao Aminy Misy Fiadanana
Raha Manaiky Ny Handray Azy
Ianao
Ao Aminy Misy Fitiavana
Ao Aminy Misy tononkira.serasera.org Fahadiovana
Dia Jeso!
2-tadidio, Fa Isika Mandalo
Zava Pona Ny Zava Drehetra
Mora Loha Sy Mora Simba
Tsy Misy Azo Hianteherana
Fiv: Famonjena E!
Mba Hevero Ny Ho Avinao
Sao Varina Milalao
Fa Mandalo Izao Hita Izao
Fiv: ywczuex Famonjena E! No Atoroko Anao
Fifaliana jblp E! No Omeny Anao
Ao Aminy Misy Fiainana
Ao Aminy Misy Fiadanana
Raha Manaiky Ny Handray Azy
Ianao
Ao Aminy Misy Fitiavana
Ao Aminy Misy tononkira.serasera.org Fahadiovana
Dia Jeso!
2-tadidio, Fa Isika Mandalo
Zava Pona Ny Zava Drehetra
Mora Loha Sy Mora Simba
Tsy Misy Azo Hianteherana
Fiv: Famonjena E!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 956
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 04/07/2023 08:46
