AO AMINY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-ianao Izay Maheno Anio
Mba Hevero Ny Ho Avinao
Sao Varina Milalao
Fa Mandalo Izao Hita Izao
Fiv: Famonjena E! No Atoroko Anao
Fifaliana E! No Omeny Anao
Ao Aminy Misy Fiainana
Ao Aminy Misy Fiadanana
Raha Manaiky Ny Handray Azy
Ianao
Ao Aminy Misy Fitiavana
Ao Aminy Misy Fahadiovana
Dia Jeso!
2-tadidio, Fa Isika dwklhkyd Mandalo
Zava Pona tononkira.serasera.org Ny Zava tuxky Drehetra
Mora Loha Sy Mora Simba
Tsy Misy Azo Hianteherana
Fiv: Famonjena mqzjkufp E!
Mba Hevero Ny Ho Avinao
Sao Varina Milalao
Fa Mandalo Izao Hita Izao
Fiv: Famonjena E! No Atoroko Anao
Fifaliana E! No Omeny Anao
Ao Aminy Misy Fiainana
Ao Aminy Misy Fiadanana
Raha Manaiky Ny Handray Azy
Ianao
Ao Aminy Misy Fitiavana
Ao Aminy Misy Fahadiovana
Dia Jeso!
2-tadidio, Fa Isika dwklhkyd Mandalo
Zava Pona tononkira.serasera.org Ny Zava tuxky Drehetra
Mora Loha Sy Mora Simba
Tsy Misy Azo Hianteherana
Fiv: Famonjena mqzjkufp E!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 905
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 04/07/2023 08:46
